• Talata 05 Mey 2015
Actualités.Faritra DIANA Hohatsaraina ny fiompiana ondry sy osy

Miompy ondry sy osy avokoa ny 60%-n’ireo tokantrano Malagasy. Manodidina ny 2 tapitrisa moa ny isan’ireto karazana biby fiompy ireto izay tena manampy amin’ny fiainana andavanandron’ny mponina mahantra eto Madagasikara. Azo atao tsara tokoa ny mampiroborobo ity fiompiana mihodina haingana ity ahafahana misitraka tombontsoa maro toy ny sehatry fidiram-bolan’ireo mpiompy na ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Actualités.Fivondronan’ny mpandraharaha mpanafatra entana ao Toamasina Nitsangana tamim-pomba ofisialy

Napetraka ary natolotra tamim-pomba ofisialy ho fantatry ny mponina tao an-tampon-tanànan' i Toamasina ny faran’ny herinandro teo ny GIPT na ny « Groupement des importateurs Professionnels de Toamasina » ho fanatanterahana ny fiaraha-miasan’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina izay voafaritra ao anatin’ny 3P.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Actualités.Fanatsarana ny asa fanaovan-gazety Mifanohana ny mpikirakira vaovao sy ny mpitondra ao Antsirabe

Omaly alatsinainy 04 mey 2015 no nakalazana ny andron’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety tao Vakinankaratra noho ny filatsahan’ny datin’ny 03 mey alahady. Lanonana tsotra no nentin’ireo mpanao gazety tao Antsirabe nankalazana izany tamin’ny alalan’ny fitokanana ny Tsangambato hanamarihana manomboka izao io andron’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety io

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Actualités.Paositra Malagasy Mivoatra manaraka ny teknolojia

Nasiam-panavaozana ny birao vaovaon’ny paositra Malagasy etsy Analakely. Ankoatra izay dia amin’ny alalan’ny solosaina ihany koa no hikirakirana ny asa rehetra hatao ao amin’ity ivontoerana ity manomboka izao izay tsy hitsahatra hivoatra, araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny paositra Razafimanantsoa Stéphanoel

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Actualités.Tsy fandriampahalemena Hampiofanana vehivavy hiaro tena ny Dojo Body Action

Iaraha-mahalala ny firongatry ny tsy fandriampahalemana eny anivon’ny fiarahamonina Malagasy ankehitriny. Tsy mionona amin’ny fandrobana sy fangalarana intsony fotsiny ireo olon-dratsy fa tsy misalasala manala aina mihitsy. Lasibatra manokana amin’ny fanolanana ihany koa matetika ny vehivavy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Actualités.Kitra – COSAFA 2015 Mpilalao 25 hifantenana ireo hiady any Afrika atsimo

Raikitra manomboka anio eny Carion ny fampivondronana fanomanana ny Cosafa Cup hatao any Afrika atsimo. Taorian’ny fahombiazan’ny beach Soccer dia anjaran’ny baolina kitra lalaovin’olona 11 indray no hotsapaina. Hotanterahina manomboka anio talata 5

Hamaky ny tohiny
FTT