• Alakamisy 07 Mey 2015
Actualités.Gazy ao Mahaboboka Sakaraha Hamokarana herinanatra avy amin’ny etona natoraly

Tsy ho ela dia hampiasa ny etona natoraly azo amin’ireo gazy ao Mahaboboke Sakaraha ny vahoaka, fa mbola miandry ny taratasy avy amin’ny fanjakana foibe mahakasika ny tetikasa ataon’ny orinasa Sinoa Madagascar Siterm Petrolium Compagnie (MSPC) izay nahazo alalana avy amin’ny OMNIS hanatanteraka ny asa. Io no fantatra nandritra ny fitsidihana nataon'ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2015
Actualités.Kaominina Ambohijanaka Hamboarin’ny Colas maimaimpoana ireo lalana simba

Noho ny ezaky ny ben’ny tanànan’ny kaominina Ambohijanaka Alain Ratsimbazafy dia hamboarin’ny orinasa Colas maimaimpoana avokoa ireo lalana rehetra simba vokatry ny ranon’orana nateraky ny rivodoza ao anatin’ny kaominina Ambohijanaka. Tafiditra ao anatin’ny IIIP ny hetsika ka lalana mirefy 5 ka hatramin’ny 7 Km no

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2015
Actualités.Menaka rongony Mihaodihaody eny Anosy ny mpivarotra

Fahasahiana tsy misy toy izany ! Eny amin’iny manodidina an’Anosy iny no mivarotra menaka rongony. Efa tambajotra mihitsy izy ity

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2015
Actualités.Ramatoa marary saina Sady voavono no naolana mpitondra posy

Raha ny voalazan’ireo olona mahafantatra azy tsy dia salama saina loatra nefa tia misotrosotro toaka ity ramatoa voaolana ity, ary fombany ny mandehandeha alina rehefa mihetsika ny aretiny. Na izany, mihabiby ny olona sasany amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2015
Actualités.Tovovavin’ny Bloco Malagasy Napetrapetraky ny Air Madagascar any Johannesburg

Mihitsoka efa efatra andro, omaly, ao amin’ny seranam-piaramanidin’i Johannesburg Afrika Atsimo ireo tovovavin’ny tarika Bloco Malagasy, taizan’ny ONG Bel Avenir Toliara raha tokony hody an-tanindrazana. Foana ny sidina tokony ho nodian’izy ireo tamin’ny sabotsy. Tapakila maimaimpoana nomen’ny Air Madagascar no tokony ho niondranan’izy ireo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2015
Actualités.Fikojakojana ny RN44 Ifarimbonan’ny fanjakana sy ny tsy miankina

Mitentina 200 tapitrisa Ariary ny asa hotanterahana ao amin’ny lalam-pirenena faha-44, izay manomboka ao Vohidiala hatrany Andranokobaka. Tafiditra ao anatin’izany ireo toerana tena nampitaraina ny mpitatitra nandritra ny vanim-potoanan’ny fahavaratra.

Hamaky ny tohiny
FTT