• Talata 12 Mey 2015
Actualités.Famonoana valala Nanolotra vola 1,5 tapitrisa dolara i Etazonia

Nanolotra vola 1,5 tapitrisa dolara ho an’i Madagasikara mba hamonoana valala ny fanjakana Amerikanina. Omaly no nampahafantaran’Atoa Robert T Yamate teny Iavoloha nandritra ny fihaonany tamin’ny filoham-pirenena izany. Efa nanolotra vola 3 tapitrisa dolara moa tamin’ny 2012 ry zareo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2015
Actualités.«Zama» niofo ho lehiben-dahalo Nangalatra omby 50 tao Tsianisiha

Mandry andriran’antsy sy miaina ao anaty horohoro ny vahoaka any amin’ny kaominina ambanivohitr’i Tsianisiha, distrikan’i Toliara II, noho ny fihoaram-pefy ataon’ireo «Zama» izay komity misahana ny fandriampahalemana ao anatin’ny fokontany natao hiaro amin’ny halatra omby sy hanohitra ireo dahalo mpanani-bohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2015
Actualités.Madagasikara Mahatratra 7,8 tapitrisa ireo tsy manana trano fivoahana

Mba ho fitandroana ny fahasalaman’ny rehetra, indrindra fa ireo ankizy madinika latsaky ny dimy taona dia nomarihina tao amin’ny kaominina ambanivohitra Bongatsara, distrikan’Atsimondrano ny hetsika fanadiovan-tanàna

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2015
Actualités.Dahalo voasambotra tany Betroka Misy mpitondra ambony mitaky ny amoahana azy

Voasambotra tany Betroka ny zoma alina teo ny dahalo raindahiny antsoina hoe Aida kanefa dia misy mpitondra ambony avy any Atsimo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2015
Actualités.Televiziona Malagasy “Camera” iray ihany no iasana

Tongo-bakivaky ka sady maharary no mahamenatra, hoy ireo namana mpiara-miasa ao amin’ny haino aman-jerim-panjakana ny tsy fahampian’ny fitaovana ao amin’ny Televiziona Malagasy

Hamaky ny tohiny
FTT