• Alatsinainy 18 Mey 2015
Actualités.Fanondranana boaderozy ao Maroantsetra Manomboka fantatra ireo atidoha

Ela ny ela fa izao angamba vao tena ho vaky ambatolampy amin’izay ny trafika na boaderozy any Maroantsetra ary mety hivoaka an-karihary amin’izay ny tena be vozona amin’ny fanondranana an-tsokosoko ity hazo sarobidy ity eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2015
Actualités.Mpanara-maso ny asa CNaPS Nofanina momba ny psikolojia sy ny lalàna

Tsy maintsy mahay ny lalàna ireo mpanara-maso ny asa eo anivon’ny CNaPS, hoy Andriamatoa Ramboarison Harisson izay nahafeno 40 taona niasana teo anivon’ny tahirim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2015
Actualités.Rasambozafy Cyrille Fahombiazana ny fanombohan’ny fampihavanana, hoy ny GEC

ampihisatra ny fandehan’ny fampihavanam-pirenena tiana hirosoana ny fanapahan-kevitry fitondram-panjakana nanakantsakana ny fizotran’ny fahatsiarovana ny tsingerintaona fankalazana ny 13 mey 72 teo Antananarivo, hoy Rasambozafy Cyrille

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2015
Actualités.Fankalazana ny faha-20 taonan’ny SOLTEC Natrehan’ny masoivoho alemà Herald Gehrig ny fanokafana

Mankalaza ny tsingerintaona faha-20 niorenany teto Madagasikara ny SOLTEC eny Mandrosoa Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2015
Actualités.AAMA Gospel teny amin’ny CC ESCA Nanakoako ny hira fiderana

Nanakoako ny hira fiderana an’Andriamanitra niarahana tamin’ny AAMA Gospel (Akon’ny Antsivan’ny Maritioran’Ambodiafontsy) avy eo anivon’ny fiangonana FJKM Ambodiafontsy ny harivan’ny sabotsy teo tetsy amin’ny CC ESCA

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2015
Actualités.Hopitaly manara-penitra Toamasina Lasan’ny jiolahy ny vola 5 tapitrisa Ariary

Nisy namaky ny alin’ny alakamisy hifoha ny zoma teo ny hopitaly manara-penitra Morafeno Toamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT