• Alarobia 27 Mey 2015
Actualités.Pentekosta tany Antsirabe 6 mianaka voapoizina tamin’ny sakafo

Olona eni-mianaka indray no voapoizina ara-tsakafo nandritra ny fetin’ny pentekosta lasa iny tao Antsirabe. Mponina tao amin’ny fokontany Andafy Atsimon’ny Star ireto niharam-boina ireto ka ankizy 3 mianadahy latsaky ny 15 taona tao amin’ilay tokantrano no tena voa mafy ka voatery tsaboina sy arahi-maso ao amin’ny hopitaly loterana Andranomadio amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2015
Actualités.Pentekosta tany Ambatondrazaka Nangina noho ny delestazy

Somary nangina ny fetin’ny Pentekosta raha ampitahaina tamin’ny Paska ho an’ny renivohitry ny faritra Alaotra Mangoro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2015
Actualités.Tovolahy voadonam-pitiavana Nanary akanjo sady niantso anaram-behivavy

Gaga ny rehetra satria tranga tsy dia fahita firy na mahazatra ny maso ao Toliara no nitranga omaly alatsinain’ny petenkosta, tokony ho tamin’ny 11 ora antoandro, tamin’ny lalana mihazo ny moron-driaka, ambadiky ny « Jardin de la mer ».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2015
Actualités.Kolejy Ampinga d’Or - Ambohimanarina Mpianatra miisa 100 no nalana nify maimaimpoana

Antony iray mampitsoaka an-daharana ny mpianatra ny areti-nify amin’izao fiandohan’ny ririnina izao ankoatra ny tsy fahampian-tsakafo antony nanosika an’i Manampisoatoavina Mitahirifahendrena, talen’ny kolejy Ampinga d’or etsy Tanjombe Ambohimanarina hanala nify maimaimpoana ireo mpianatra miisa 100 tao aminy izay hampianarina maimaimpoana avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Mey 2015
Actualités.Carion, Masay, Ambohimanambola … Namono olona ny lozam-pifamoivoizana

Maro ny loza niseho nandritra ny faran’ny herinandron’ny pentekosta iny. Anisan’ny goavana tamin’izany ny nitranga ny alin’ny alahady teo teny Carion, amin’ny lalam-pirenena faha-2.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Mey 2015
Actualités.Air Madagascar Mihodina ao anaty fatiantoka ?

Tsy mahaloa ny karaman’ny mpiasa ao aminy intsony ny kaompaniam-pitaterana Air Madagascar na dia eo aza ireo vola niditra taminy tamin’ny alalan’ireny vidin’ny fiaramanidina namidy ireny.

Hamaky ny tohiny
FTT