- Alarobia 10 Jona 2015
Actualités.Kitra vehivavy – Lalaon’ny nosy Mpilalao 25 hiroso amin’ny fampivondronana faharoa
Taorian’ny fampivondronana voalohany natao ny 18-30 mey teo, tafiditra amin’ny fanomanana ny Lalaon’ny nosy, dia hiroso amin’ny fampivondronana faharoa eny Carion indray ny Barea vehivavy ny 11-21 jona izao.
Hamaky ny tohiny
