• Talata 16 Jona 2015
Actualités.Fanaovana hosoka amin’ny fiara Taksibrosy “Sprinter” roa mitovy laharana tratra tany Antsirabe

Fiara roa mitovy marika samy Mercedes Spriter sy mitovy laharana 9182 T… no saron’ny polisin’Antsirabe omaly alatsinainy maraina 15 Jona, izay ampiasain’ny Kaoperativa Kofiam, manao ny zotra mampitohy an’Antsirabe sy Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Actualités.Minisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier Tsy sazy akory ny famoahana ny IST

Tonga eto Tsimbazaza izahay hifanatrika amin’ireo solombavambahoaka satria nantsoina, hoy ny minisitry ny atitany Solonandrasana Solonandrasana Mahafaly

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Actualités.Amical des Cadres du MEN Manameloka ny tsindry hazo lena mahazo azy

Manambara ny mpikambana ao amin’ny « Amical des Cadres du MEN » voan’ny antsojay mafy tamin’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena ankehitriny toy ny famindran-toerana tsy misy fierana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Actualités.Arendrina malagasy Miady amin’ny fitobahan’ny vita sinoa

Manomboka mitobaka eny an-tsena ankehitriny ny arendrina vita malagasy isan-karazany izay hifaninanan’ny entana rendrarendra sinoa isan-karazany izay mitoby eny amin’ny mpivarotra amoron-dalana koa amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Actualités.TAMBAJOTRA BLUELINE TV Efa tonga ao Mahajanga

Ny sabotsy teo no tafiditra tanteraka ao Mahajanga ary azo jerena ireo fandaharana vokarin’ny fahitalavitra maro ny Bleuline TV. Teknolojia vaovao miaraka amin’ny fampiasana ny TNT ity novokarin’ny orinasa tsy miankina misahana ny fifandraisan-davitra ity

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2015
Actualités.Fikambanana LCDM Mankalaza ny faha-10 taona nikarakarany ireo “drepanocytaires”

Feno 10 taona amin’ity taona ity ny fikambanana hany tokana mikarakara sy mijery akaiky ireo olona mitondra ny aretina “drépanocytose” eto amintsika, izay naorin-dRtoa Jeannot Pascale tao Toamasina izay efa ahitana mpikambana 600 ankehitriny ary efa miparitaka manerana ny nosy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT