- Alakamisy 18 Jona 2015
Actualités.Mpihatsaravelatsihy
Elaela indray izay tsy nifampiseraserana izay ry Jean. Ao tsara ve ianareo izay a. Tany ambanivolo tany izahay no mandre fa nataonareo roaka alika avokoa, hono,
Hamaky ny tohinyElaela indray izay tsy nifampiseraserana izay ry Jean. Ao tsara ve ianareo izay a. Tany ambanivolo tany izahay no mandre fa nataonareo roaka alika avokoa, hono,
Hamaky ny tohinyNahatsiaro manokana ny andron’ny ankizy Afrikanina ny 16 jona 2015 ry zareo ao amin’ny fikambanana MamelaSoa notarihan’ny filohany Andrianavolona Railovy ka tonga nanolotra fanomezana manokana an’ireo zaza niisa 302 avy nanao fanadinana “CEPE BLANC” tao amin’ny sekoly katolika St François Xavier tao Manankasina Ambohimanga ao anatin’ny Zap Manankasina.
Hamaky ny tohinyAmin’izao 10 andro mialoha ny fankalazana ny faha-55 taona nitsingerenan’ny fahaleovantena Malagasy izao, dia mampitombo ny fidinana ifotony amin’ny fanamafisana ny fihodidinana isaky ny fokontany sy ny elakela-trano ary famenoana ireo kihon-dalana samy hafa na andro na alina ny polisim-pirenena.
Hamaky ny tohinyTsy noraharahain’ireo mpiasan’ny sampandraharahan’ny fananantany mitokona ao Toliara ny naoty navoakan’ny fanjakana milaza fa tsy maintsy miverina miasa ireo mpiasa mitokona. Vao mainka nampitroatra ny hambom-po sy nampitombo ny risipon’izy ireo izany. Nanamafy ny fitokonany izy ireo ary tsy hijanona ny hetsika raha tsy mivaly ny fitakiana. « Tsy mihemotra manoloana ny tsindry sy fandrahonana ary ny didy jadona sy fanaparam-pahefana samihafa ataon’ny mpitondra izahay. Mihahenjana ny tolona », hoy ireo mpiasa.
Hamaky ny tohinyNy natao hampamandina ny tenda ity no hanafaka ny aina ! Mpianaka, zazalahy enina taona sy ny reniny nihinana sakafo nisy poizina no miady mafy amin’ny fahafatesana amin’izao, amina toeram-pitsaboana iray ao Toliara.
Hamaky ny tohinyVariana loatra amin’ny savorovoro politika isika ankehitriny, hoy ity mpanara-baovao politika iray, ka tsy maharaka ny fahavoazana ara-toekarena mianjady amin’ny firenena. Mahagaga, hoy izy ny fahasahiranana nahazo tampoka ny orinasa Ambatovy izay heverina fa anisan’ireo niroborobo fatratra tao ho ao nefa izao dia voatery mandroaka mpiasa
Hamaky ny tohiny