• Alarobia 01 Jolay 2015
Actualités.“U.S. Naval Forces Europe Band” Mandalo eto Madagasikara

Mandalo eto Madagasikara ny “U.S. Naval Forces Europe Band” izay mpitsoka mozikan’ny tafika an-dranomasina amerikanina hanafana ny lanonana hanamarihana ny faha-239 taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia anio alarobia

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2015
Actualités.Kitra – Amboaran’Analamanga Ambivitra no nandrombahan’ny AS Adema ny andiany voalohany

Norombahan’ny AS Adema ny andiany voalohany tamin’ny fiadiana ny amboaran’ny ligin’Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2015
Actualités.Mpanala fanadinana any Ambato Hampanaovin’ny depiote Auréline « cours » maimaimpoana

Tsy nanadino ireo kilonga mpanala fanadinana tany amin’ny distrikan’Ambatondrazaka ny depiote Andriamasimanana Auréline tamin’iny fankalazana ny fetim-pirenena 2015 teo iny. Nanolotra Vatomamy sy akanjo mafana ary harendrina 2 500 isa ho an’ny ankizin’ny Epp hanala fanadinana CEPE ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2015
Actualités.Fikambanana Mahasoa teny Alasora Niavaka ny fety noho ny « Carnaval » sy Afomanga

Niavaka ny hetsika fankalazana ny fetin’ny fahaleovantena ny 26 jona 2015 nokarakarain’ny fikambanana Mahasoa notarihan’i neny Julia filohany teny amin’ny kaominina Alasora

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2015
Actualités.Oniversiten’i Toamasina Vita ny fanarenana, tafiditra ny teknolojia

Tratra ny fanamby napetraky ny oniversiten’i Toamasina tamin’ny fanavaozana natao, raha oniversite efa nahiana ho faty no voaarina ankehitriny. Vita avokoa ny « batiments » miisa 07 manana rihana 02 avy, ny « bloc Conaco » miisa 20, ny « batiment R+3 » manana rihana 03, fanamboarana ny tamboho sy ny vavahady, ireo toeram-pidiovana itambaram-be miisa 20, ary ireo efitrano fianarana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2015
Actualités.Tahiriniaina Ravelonandrasana Hitondra zava-baovao ho an’Ambavahaditokana

Mandray anjara amin’ny fifidianana kaominaly hotanterahana ny 31 jolay ho avy izao ny fikambanana « Mandroso ny tanànako » ka lohalisitra eny amin’ny kaominina Ambavahaditokana Atoa Tahiriniaina Ravelonandrasana,

Hamaky ny tohiny
FTT