• Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Actualités.Ben’ny tanànan’i Talatamaty Miantso ny rehetra hifanome tanana aminy

Nahazo ben'ny tanàna hitantana azy indray ireo kaominina manerana ny nosy taorian'ny fifidianana notanterahina ny 31 Jolay lasa teo. Fotoam-pivavahana nentina nisaorana sy nanomezam-boninahitra an'Andriamanitra ho an'ny kaominina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Actualités.Befotaka Atsimo Notafihin’ny dahalo ny Borigadin’ny zandary, very ny basy sy bala

Fahasahiana tsy misy toy ity ! Tobim-paritry ny zandary mihitsy no notafihin’ny dahalo tao an-tampon-tanànan’i Befotaka Atsimo ny harivan’ny zoma teo. Distrika manasaraka ny faritra Atsimo Atsinanana amin’ny faritra Anôsy i Befotaka Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Actualités.Fiara nitatitra ny mpino FJKM Nilan’ny polisy vaniny

Tomefy mpivavaky ny FJKM omaly alahady teny amin`ny kolejy teolojika Ivato. Ny synodam-paritany Antananarivo Andrefana no nanao fivoriambe sy fanompoam-pivavahana ho fankasitrahana ireo mpiasam-piangonana nahavita be tao Antananarivo Andrefana ary koa ho fiarahabana ireo mpitandrina sy katekista ary talen-tsekoly FJKM vao notendrena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Actualités.Paul Rabary sy mpampianatra Fram Handrasana hatramin’ny 15 oktobra ny fanakianana

Voakianan’ny maro ho anisan’ny minisitera anjakan’ny resaka kiantranoantrano sy ny kolikoly ary ny gaboraraka tanteraka ry zareo eo anivon’ny fanabeazam-pirenena tarihan’ny minisitra Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Actualités.Faritra Atsinanana Hanondrana sakay 30 taonina isan-taona atsy Maorisy

Mahaliana ny Maorisianina ny sakay misy eo anivon’ny faritra Atsinanana, indrindra fa ireo sakay “pili-pili” sy “bec d’oiseau” ary ireo sakay “batard” misy ao Toamasina II, ao anatin’ny kaominina 3, dia ny kaominin’i Fanandrana sy Andobabe ary Ambodilazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2015
Actualités.Fanondranana lodsia any ivelany Manao antso avo ny mba hijerena azy i Manakara

Nambaran’ny depiote, Zafimahatratra Abel, fa zava-dehibe anisan’ny iankinan’ny fiainan’ny mponina any amin’ny distrikan’i Manakara any amin’ny Faritr’i Vatovavy Fitovinany iny ny resaka fikarakarana ny vokatra lodsia.

Hamaky ny tohiny
FTT