- Alatsinainy 19 Oktobra 2015
Actualités.Tapany kely
Rotsak’orana
Hamaky ny tohinyMbola naverin-dry zareo ao amin’ny FEDeP na ny Fédération des Ex-Déténu Politiques de Madagascar tarihan-dry Rakotomalala Henri na i Riribe sy ny namany fa ilaina ny fampihavanam-pirenena.
Hamaky ny tohinyNasiam-panitarana ny foibe famatsiana rano fisotro madio eny Avaradrano
Hamaky ny tohinyHabibiana tsy roa aman-tany no nitranga tao Tanamakoa, tao ambany tetezana fandehanan’ny olona maro. Zazarano lahikely efa notaizana 3 volana, araka ny fahitan’ny mpitsabo nijery azy, no hita nifono tao anaty harona “sachet”.
Hamaky ny tohinyNandray an’ireo mpanjifa nahatratra hatrany amin’ny 1200 isa etsy amin’ny Mon Gouter Andrefan’Ambohijanahary nanomboka tamin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 12 antoandro ny sabotsy 17 oktobra teo ny fikambanana RNDC
Hamaky ny tohinyAnjakan’ireo karazana fanondranana an-tsokosoko ireo harem-pirenena samihafa ny sisin-dranomasina eto Madagasikara noho ny tsy fahampian’ireo fitaovana fampiasan’ny tafika Malagasy hanaraha-maso ny faritry ny ranomasina manodidina.
Hamaky ny tohiny