• Sabotsy 24 Oktobra 2015
Actualités.Ong Affami Nitokana ivontoerana fanabeazana 2

Ao anatin’ny fanitsahany ny faha-5 taona niorenany dia niofo ho Ong ny fikambanana AFFAMI na ny Andry Fanabeazana sy Fanorenana Mirindra izay noforonin-dRtoa Raherisoa Vololona Victorine ary tarihan’ny Tale mpanatanteraka, Randriakoto Adolphe Jean ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Oktobra 2015
Actualités.Tsenaben’ny sakafo sy ny lakozia Hanomboka ny 30 oktobra

Raikitra indray ny andiany fahadimy amin’ny tsenaben’ny sakafo sy ny lakozia, karakarain’ny Show bizz company, etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Oktobra 2015
Actualités.Fitrandrahana volamena tao anaty ala voaaro Olona 4 nidoboka am-ponja

Notsaraina ny 19 oktobra teo ny raharaha nanenjehana ireo olona 24 tamin’ireo olona 56 nosamborina tao Vavatenina, izay nolazaina fa nitrandraka an-tsokosoko vatosoa sy volamena tao anatin’ny ala voaaro ankeniheny-zahamena mandalo ao amin’ny distrikan’i Vavatenina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Oktobra 2015
Actualités.Kaonty amin’ny finday Maro ireo voasoloky any Mahajanga

Miroborobo fatratra ankehitriny ny fanentanana ny olona mba hampiasa ireny tolotra amin’ny fametrahana sy fakana vola amin’ny finday ireny eto Madagasikara sy aty Afrika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Oktobra 2015
Actualités.Kaonty amin’ny finday Maro ireo voasoloky any Mahajanga

Miroborobo fatratra ankehitriny ny fanentanana ny olona mba hampiasa ireny tolotra amin’ny fametrahana sy fakana vola amin’ny finday ireny eto Madagasikara sy aty Afrika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Oktobra 2015
Actualités.Tokanono Hotsaraina ao Betroka

Tokony ho niatrika fitsarana ao amin’ny tribonalin’i Betroka omaly i Tokanono, ilay ombiasy nitana ny fanafodin’i Remenabila izay dahalo nampahory iny faritra atsimon’ny nosy iny nandritra ny fitondrana tetezamita.

Hamaky ny tohiny
FTT