- Zoma 06 Novambra 2015
Actualités.Fampiasana taratasin-tsolika 20 miliara Ar no vola tsy voaloan’ny fanjakana
Mahatratra 20 miliara ariary ny vola avy amin’ny taratasin-tsolika tsy voaloan’ny fanjakana amin’ireo kaompanian-tsolika 4 eto amintsika ka izay no nahatonga ireto farany tsy mety mandray intsony ny CCAL (Chèques Carburants et Lubrifiants).
Hamaky ny tohiny