• Alatsinainy 09 Novambra 2015
Actualités.Ambodiafontsy Fiara 4x4 namono olona roa

Fiarakodia 4x4 miloko mainty no nandona ka nahafaty olona 2 teny Ambodiafontsy amin’ny lalam-pirenena voalohany (RN1) ny sabotsy hariva tokony ho tamin’ny 6 ora teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Novambra 2015
Actualités.Kaominina Antananarivo Asa izao fa tsy kabary

Miasa amin’izay eo an-tanana ary tsy misy andraso andraso. Noporofoin’ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo tamin’ny angaredona natao ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Novambra 2015
Actualités.Depiote Oulatta avy any Côte d’Ivoire Tsy tokony hidiran’ny resaka politika ny fanatanterahana ny RSS

Firenena vao avy nivoaka krizy tahaka antsika ny firenena Ivoarianina ary anisan’ireo firenena afrikanina efa mampihatra ny RSS na “Reforme du Système de Sécurité” koa any aminy ary efa azo lazaina fa manana traikefa eo amin’ny fanatanterahana azy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Novambra 2015
Actualités.Mandrosoa Ivato Lehilahy nipotsaka atidoha voahosin’ny taksibe

Nandriaka ny ra teny Mandrosoa Ivato omaly tokony ho tamin’ny fito ora sy folo hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Novambra 2015
Actualités.Kaominin’Antananarivo renivohitra Nahitsy ireo fandikan-dalàna

Nankatoavin’ireo mpanolotsain’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra ny kaontim-pitantanana taona 2014 sy ny tetibola fanampiny taona 2015 ho fanohizana ny asan’ny teo aloha, hoy ny filohan’ny filankevitra Andriambahoaka Faustin.

Hamaky ny tohiny
FTT