• Zoma 04 Desambra 2015
Actualités.Baskety – Afrika Tsara tohana ny Ascut ho any Angola

Mpilalao 12 no handrafitra ny delegasionin’ny Ascut handeha hiatrika ny fiadiana ny amboaran’i Afrika ho an’ireo ekipa tompondaka izay hatao any Angola ny 10-20 desambra izao. Tsara tohana tokoa ny klioba satria nahazo vatsin-dalana avy amin’ny federasiona malagasy izy ireo omaly teny amin’ny foiben’ny FNBB eny amin’ny 67ha, vola mitentina 3000 dolara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Desambra 2015
Actualités.Aferana Boaderozy Minisitra vehivavy iray voatonontonona

Mitombo hatrany ny anaran’ireo olona voasaringotra amin’ity afera na andramena eto Madagasikara ity. Hatramin’izao anefa dia tsy hita manangasanga ilay tribonaly manokana nampanantenain’ny praiminisitra fa hatsangana hiadiana amin’ny afera na andramena sy ny harena hafa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Desambra 2015
Actualités.Kidnapping sa halatra fiara ? Niara-lasan’ny jiolahy ny 4x4 sy ilay vehivavy nitondra azy

Fiara 4x4 marika Mazda iray, nentina vehivavy no notafihin’ny jiolahy telo mirongo basy omaly hariva, tsy lavitra ny fiangonana FJKM Andravoahangy Fivavahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Desambra 2015
Actualités.Artista

Nihaona tetsy Mahamasina indray ireo mpanakanto rehetra omaly taorian’ny nihaonany tamin’ny minisitry ny kolontsaina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Desambra 2015
Actualités.Antananarivo-Renivohitra Tsy azo hamidy amin’ny olon-tsotra ny trano kaominaly

Tsy misy intsony ny tany kaominaly eto Antananarivo-Renivohitra, hoy Atoa Bernard Joseph filohan’ny vaomieran’ny fotodrafitrasa sy fampandrosoana ao amin’ity kaominina ity, hany ka sarotsarotra ho an’ny mpanatanteraka,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Desambra 2015
Actualités.Afo mahagaga May ny tanànan’Antetezandravina Ambaritelo

Miantso vonjy ny mponina any Antetezandravina-Ambaritelo, Kaominina ambanivohitra Ambohimalaza, Distrikan’i Sambava manoloana ny tranga hafahafa miseho any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT