• Talata 15 Desambra 2015
Actualités.Fiatrehana ny loza voajanahary Efa vonona tanteraka ny BNGRC

Efa vonona tanteraka amin’ny fiatrehana ny loza voajanahary ny birao nasionaly misahana izany, raha araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra voalohany ao aminy Andriamatoa Venty Thierry.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Desambra 2015
Actualités.ANKAZOBE Namono olona indray ny sprinter

Namono olona indray ny fiara sprinter tany amin’iny lalam-pirenena fahefatra iny. Renim-pianakaviana iray no namoy ny ainy ny alahady lasa teo tokony ho tamin’ny 7 ora maraina vokatry ny fivadihan’ny taksiborosy iray sprinter nitondra azy, teny Ankazobe .

  • Alatsinainy 14 Desambra 2015
Actualités.Marc Ravalomanana “Sakanana aho, vao miha miroso”

Nankalaza ny tsingerintaona nahaterahany niaraka tamin’ny fianakaviany notronin’ireo tapaka sy namana ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc ny sabotsy 12 desambra 2015 teny amin’ny trano fonenany Faravohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2015
Actualités.Tontolon’ny fandraharahana Manomana ny fiverenany ny fianakaviana Ravalomanana ?

Enin-taona aty aoriana dia tafavory indray teny amin’ny trano fonenany teny Faravohitra ny fianakaviana Ravalomanana ka afaka niaraka nankalaza ny tsingerintaona faha-66 nahaterahan’i Dada.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2015
Actualités.Taksibe Sprinter 165 very Hita ny fatin’ilay mpamily

Lasibatry ny mpangalatra fiara indray ny mini-bus Mercedes Sprinter ankehitriny ka ireny manao asa fitaterana taksibe ireny indray no matetika tratran’ny fandrika.

Hamaky ny tohiny
FTT