- Alatsinainy 21 Desambra 2015
Actualités.Andro fety any Antsirabe II Ho tsinjovina manokana ireo sahirana
Toy ny fanaony isan-taona hatramin’izay nahavoafidy azy ho solombavambahoakan’i Madagasikara izay dia hanatontosa hetsika firazarana vatomamy ho an’ny kilonga any amin’ny faritra maro any Antsirabe II ny depiote Ravelohanitra Nirina amin’izao fahatongavan’ny fetin’ny Noely izao
Hamaky ny tohiny