• Alakamisy 14 Janoary 2016
Actualités.Ambaratonga ambony Manintona ny mpianatra ireo sekoly handoavam-bola

Aleon’ny mpianatra afa-panadinana bakalôrea amin’izao misafidy ireo sekoly ambony handoavam-bola toy izany hanohy fianarana eny amin’ny oniversitem-panjakana na dia sarotra aza ny fiainana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Janoary 2016
Actualités.Mpivarokena ao Talatavolonondry Efa niverina nivarotra avokoa

Efa niverina nivarotra nanomboka tamin’ny alatsinainy teo avokoa ireo mpivaro-kena ao amin’ny tsenan’i Talatavolonondry, rehefa nitokona nandritra ny roa andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Janoary 2016
Actualités.Tamberina 2015 – Rallye 11e Rallye de Boeny : Nalain’i Olivier tamin’i Boom

Nandalo an-tanindrazana ary nandray anjara tamin’ny Rallye de Boeny andiany fah-11 sady dingana fah-4 amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara natao tany Mahajanga ny 27-29 aogositra ny ekipazy Olivier-Haingo manamory Subaru. Fifaninanana nokarakarain’ny TMF Rally

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Janoary 2016
Actualités.Mpiasam-panjakana tsy ara-dalàna Vola amina miliara maro no very

Miezaka mafy ankehitriny ny tale jeneralin’ny fitantanana ny vola eo anivon’ny minisiteran’ny vola, mba handiovana tanteraka ny lisitr’ireo mpiasam-pajakana sy mpisotro ronono tokony hisitraka ny zony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Janoary 2016
Actualités.Kidnapping an’i Arnaud sy Annie Basin’ny mpitandro ny filaminana no nampiasain’ireo jiolahy

Niantso mpanao gazety ny teo anivon’ny tale provinsialin’ny filaminam-bahoaka ao Toamasina omaly, izay notarihan’ny Jly polisy Lie niaraka tamin’ireo lehiben’ireo sampana samy hafa nahitana ny vokatra nanafahana an’i Arnaud tao Andranomadio ny alatsinainy hariva teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Janoary 2016
Actualités.Ramialison Arlan, rain’i Arnaud “Aoka izay ny fakana an-keriny”

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny rain’i Arnaud omaly nandritra ny fiantsoana mpanao gazety nataon’ny tonia mpampanoa lalàna ny fitsarana ambaratonga voalohany Toamasina, Atoa Rajaona Thierry, izay nanazavany ny mikasika ny raharaha Arnaud“.

Hamaky ny tohiny
FTT