• Alakamisy 14 Janoary 2016
Actualités.Fikarakarana ny taratasy hanaovana fanadinam-panjakana Miasa mafy ny boriborintany I

Efa nanomboka andro vitsivitsy izao ny fisoratana anarana sy ny fandefasana ireo antontan-taratasy ilaina amin’ny fanadinam-panjakana toy ny CEPE, BEPC ary BACC.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Janoary 2016
Actualités.Freddy Gadra voakarakara manokana

Nanaitra ny tenin’ny tonia mpampanoa lalàna ny Fitsarana ambaratonga voalohany Toamasina, Rajaona Thierry,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Janoary 2016
Actualités.Mpiasam-panjakana tsy ara-dalàna Vola amina miliara maro no very

Miezaka mafy ankehitriny ny tale jeneralin’ny fitantanana ny vola eo anivon’ny minisiteran’ny vola, mba handiovana tanteraka ny lisitr’ireo mpiasam-pajakana sy mpisotro ronono tokony hisitraka ny zony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Janoary 2016
Actualités.Tsitsika sy drakaka tsy misy taratasy Saika haondrana, sarona tany Morondava

Mitohy hatrany ny fanondranana an-tsokosoko ireo karazana hazan-dranomasina any amin’iny faritra atsimon’ny Nosy iny amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Janoary 2016
Actualités.Tsitsika sy drakaka tsy misy taratasy Saika haondrana, sarona tany Morondava

Mitohy hatrany ny fanondranana an-tsokosoko ireo karazana hazan-dranomasina any amin’iny faritra atsimon’ny Nosy iny amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Janoary 2016
Actualités.Fiakaran’ny rano eto Analamanga Kaominina 11 no mila mitandrina

Kaominina miisa 11 no mila mitandrina eto Antananarivo sy ny manodidina vokatry ny ora-mikija tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
FTT