• Talata 19 Janoary 2016
Actualités.Mpianatra ho polisy Inspecteurs sy Agents de police 750 no horaisina

Tafiditra ao anatin’ny politika ankapoben’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka ny fampitomboana isa ny polisim-pirenena mba ahafahana mandrakotra azy ireny any amin’ny Faritra rehetra eto amin’ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Janoary 2016
Actualités.Depiote Rodin Manampy ny tanora

Mitohy ny tolo-tanana fanampiana ny tanora amin’iny Distrikan’Arivonimamo iny, ataon’ny solombavambahoaka Tiako i Madagasikara, Rakotomanjato Rodin, voafidy tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Janoary 2016
Actualités.Mpianatra ho polisy Inspecteurs sy Agents de police 750 no horaisina

Tafiditra ao anatin’ny politika ankapoben’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka ny fampitomboana isa ny polisim-pirenena mba ahafahana mandrakotra azy ireny any amin’ny Faritra rehetra eto amin’ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Janoary 2016
Actualités.AKAMA 67 Nahazo « panneaux solaires » hamahana ny delestazy

Mahatsiaro mijaly ireo mpianatry ny AKAMA etsy 67 ha raha vantany vao tonga ny delestazy, indrindra rehefa harivariva iny mbola eo am-panohizana ny fianarana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Janoary 2016
Actualités.Jamba mihira eny amin’ny sisin-dalana Mahazo 10.000 Ar isan’andro

Betsaka ireo olona jamba lasa mpihira eny amoron-dalana amin’izao fotoana izao eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Janoary 2016
Actualités.Morarano Mahazoarivo Tsy jiolahy no maty voatifitry ny mpitandro ny filaminana

Taorian’ny nandevenana ny razana ny sabotsy teo izay voalaza fa saika tsy nekena ny nampidirana azy tao amin’ny fasan-drazany etsy Morarano Mahazoarivo izay toeram-ponenan’ny maty sy ny fianakaviany ihany dia nivoaka tamin’ny fahanginana ireo fianakaviany ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT