- Alakamisy 17 Martsa 2016
Actualités.FENOARIVOBE
Nipoaka tampoka ara-bakiteny ny tany tao Andohasahakely, Fokontany Ampasimbe.
Hamaky ny tohinyNipoaka tampoka ara-bakiteny ny tany tao Andohasahakely, Fokontany Ampasimbe.
Hamaky ny tohinyHihatra manomboka amin’ny faran’ny volana ny fametrahana ny hologramme amin’ireo karazana taratasy karakaraina eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyHampianatra fomba fanaovana pôlitika vaovao amin’ireo tanora vao misandratra miisa 25 mianadahy hanaraka fiofanana eo anivon’ny “Youth leadership training program” na ny YLTP, ny Fondation Friedrich Ebert Stiftung.
Hamaky ny tohinyMikorontana tanteraka ny fananganana ilay filankevitra ambony miaro ny zon’olombelona sy ny fanjakana tsara tantana na HCDDED anisan’ny andrim-panjakan’ny Repoblika faha-4.
Hamaky ny tohinyNatomboka omaly ny fanadiovana ny toerana misy ny foiben’ny MBS eny Anosipatrana. Goavana ny asa miandry ary mila 2 herinandro ny fanadiovana.
Hamaky ny tohinyHanomboka rahampitso 17 martsa ny hetsika ara-toekarena ASIA-IO eny amin’ny Forello Tanjombato
Hamaky ny tohiny