- Alarobia 04 Mey 2016
Actualités.Taksibe namono olona Tsy hilefitra ny minisiteran’ny fitaterana
Tsy hilefitra amin’ny sazy nomena ireo fiara fitaterana ao anatin’ny koperativa roa namono olona ny zoma lasa teo ny minisitry ny fitaterana Ramanantsoa Benjamina na dia betsaka aza no nifona sy velon-taraina taminy omaly.
Hamaky ny tohiny
