Actualités

Ho fanatsarana ny fanangonam-bola manerana ny tsenan’Antananarivo Renivohitra, dia nivoaka omaly ireo «


  • Talata 03 Mey 2016

Percepteur de marché » an’ny tsena miisa 87, ka vehivavy ny 11 amin’ireo ary lehilahy ny 76.

Nanao fianianana teny amin’ny lapan’ny Fitsarana Anosy izy ireo.

Nilaza ny Tompon’andraikitry ny tsena Atoa Andriamampionona Romel,  fa mialoha ny fianianana dia nisy ny fanadinana izay natao ny volana febroary 2016 teo ka 87  no afaka taorian’ny  fanofanana nandritra ny iray volana. Mpiasa ao amin’ny Kaominina avokoa  no nampidirina hisahana io andraikitra « Percepteur de marché » io.

Jean D.


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT