• Alarobia 04 Mey 2016
Actualités.7 taona aty aoriana Hisokatra ny Magro Behoririka

Hanamarika ity volana mey 2016 ny fisokafan’ny toeram-pivarotana Malagasy Grossiste (MaGro) eo Behoririka. Iray amin’ireo orinasa eo anivon’ny vondron’orinasa Tiko, an’ny fianakaviana Ravalomanana lasibatry ny fandrobana sy fandorana trano tamin’ny 26 janoary 2009 izy ity

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Mey 2016
Actualités.Trafika eny Ivato Zandary iray tratra ambodiomby

Miha mazava ihany ankehitriny ny paikady ampiasain’ireo mpanao trafika sy mpanondrana entana an-tsokosoko « par silence » eny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Mey 2016
Actualités.Andrefan’i Mananjary Trano miorina tsy ara-dalàna nakatona

Nanantanteraka fanakatonana trano lehibe misy rihana roa, ana teratany vahiny, miorina eny Andrefan’i Mananjary Boriborintany faha-4 ny teo anivon’ny Tanànan' Antananarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Mey 2016
Actualités.Kianja 80 lahy eny Mandrosoa Ilafy Ara-dalàna ny taratasin-tany, hoy ny ben’ny tanàna

Niteraka resabe teny Mandrosoa Ilafy ilay ady tany mikasika kianja 80 lahy eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Mey 2016
Actualités.Kianja 80 lahy eny Mandrosoa Ilafy Ara-dalàna ny taratasin-tany, hoy ny ben’ny tanàna

Niteraka resabe teny Mandrosoa Ilafy ilay ady tany mikasika kianja 80 lahy eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Mey 2016
Actualités.Voahangy Rajaonarimampianina Fa mankaiza foana ?

Efa herinandro latsaka kely izay no nitrangan’ilay loza mahatsiravina nahafatesana olona 12 tamin’ny taksibe izay ankizy ny ankamaroany.

Hamaky ny tohiny
FTT