• Talata 14 Jona 2016
Actualités.Omby eto Madagasikara Ho lany tamingana afaka 5 taona ?

Tsy mahomby ireo hetsika famongorana ny halatra omby eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Jona 2016
Actualités.Mpitsara eto Madagasikara Nanapa-kevitra ny tsy hitokona aloha

Tsy nankasitrahan’ireo mpitsara amin’ny ankapobeny ny fanapahan-kevitra famindran-toerana noraisin’ny teo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Jona 2016
Actualités.Televiziona Malagasy Enim-bolana tsy misy Tale

Tamin’ny desambra 2015 no nanana Tale farany ny Televiziona Malagasy, taorian’ny nanesoran’ny fitondrana an’i Lantomalala Rasata ny 30 desambra 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Jona 2016
Actualités.Vondrona Tsaramanasoa Mampahafantatra ny lalàna amin’ny tambanivohitra

Mankalaza ny faha-20 taona niorenany ny vondrona Tsaramanasoa eny Itaosy, fikambanana iray anisan’ny manohana sy manampy ireo sahirana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Jona 2016
Actualités.Fandefasana mpiasa any ivelany Nohenjanina ireo fepetra

Tsy maintsy misy fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ireo orinasa any ivelany hanafatra mpiasa malagasy hiasa any aminy sy ny mpandefa na ireo “agence de placement” eto amintsika manomboka izao raha mbola te hanohy ny asa nosahaniny hatramin’izay izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Jona 2016
Actualités.Ra nandriaka teny Ankadivato Jiolahy roa matin’ny UIR

Ravan’ny polisin’ny UIR (Unité d’Intervention Rapide) omaly misandratr’andro ny andian-jiolahy iray raha iny teo am-piomanana hanafika teny amin’ny manodidina an’Ankadivato, Boriborintany fahatelo iny.

Hamaky ny tohiny
FTT