- Talata 28 Jona 2016
Actualités.Maratra teny Mahamasina Ny loha, tratra, lamosina ary ny kibo no tena voa mafy
Mahatratra 23 isa hatramin’ny omaly ireo maratra mafy mbola tazonina etsy amin’ny hopitaly HJRA, hoy ny profesora Rakotoson Olivat Alison, lehiben’ity hopitalim-panjakana ity.
Hamaky ny tohiny