• Talata 05 Jolay 2016
Actualités.Fehezan-dalànan’ny serasera « Soraty amin’ny teny malagasy », hoy i Andriamihaja Solonavalona

Manao ranolava ny fanehoan-kevitra manodidina ny fehezan-dalàna hifehy ny serasera. “Fanehoan-kevitra no arovana ka ny Malagasy rehetra no voakasika”, hoy i Andriamihaja Solonavalona

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2016
Actualités.Basy sy bala tratra tany Nosy-Be Namoahana “mandat d’arrêt” ilay frantsay vavy tompony

Namoahan’ny fitsarana didy fisamborana ilay vehivavy teratany frantsay tompon’ilay kaontenera feno fitaovam-piadiana tratra tany Nosy-Be ny zoma 24 jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2016
Actualités.Tapatapany VAROTRA IRAISAM-PIRENENA

Mila manangana vovonana karazana masoivohon’ireo orinasa madinika sy salantsalany i Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2016
Actualités.Fikambanana Efajoro Hanampy ireo olona tsy mahay sy tsy an’asa eny Atsimondrano

Taorian’ny fijerena akaiky ireo ankizy mpatory an-dalana eto an-drenivohitra, ny fanomezana fitaovana ireo ankizy hiatrika ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2016
Actualités.Kaominina Bongatsara Nahazo trano famakiam-boky vaovao

Raha nifampitadiavana ny trano famakiam-boky tao Bongatsara Atsimondrano roa taona lasa izay dia nahazo vaovao ireo mpianatra ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2016
Actualités.Lalàna mifehy ny fifandraisana Mitohy ny tolona

Mitohy hatrany ny fivoriana ataon’ireo mpanao gazety izay itakiana ny fandinihana lalina ilay volavolan-dalàna mikasika ny serasera eto

Hamaky ny tohiny
FTT