• Talata 12 Jolay 2016
Actualités.Randrianasolo Joseph Tokony hijery ny vahoaka ny mpitondra ankehitriny

Manoloana ny toe-java-misy ankehitriny dia heveriko fa tokony hijery akaiky ny sosialim-bahoaka matomatotra kokoa ny fitondrana ankehitriny, hoy Atoa Randrianasolo Joseph mpanao politika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2016
Actualités.TAPANY CENI

Hotanterahina anio etsy amin’ny Fitsarana tampony Anosy ny lanonana ara-pitsarana handraisana ny fihanianan’ny Mpisolovava Raharinarivonirina Maria,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2016
Actualités.Mponina eny Nanisana Ampasampito Roa andro isam-bolana no tsy mahazo jiro

Roa andro isam-bolana raha kely indrindra no tsy mahazo herinaratra ireo mponina eny Nanisana Ampasampito na dia tsy mitsaha-miakatra aza ny vidin-jiro ankoatra ny delestazy mahazatra izay saika misy isan’andro ihany koa

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2016
Actualités.Vanim-potoan’ny ririnina Mamely ny ankizy ny “Méningite”

Ankoatra ny aretin’ny taovam-pisefoana toy ny kohoka sy ny sery dia fantatra ihany koa fa mamely ny ankizy madinika ny aretina méningite amin’izao vanim-potoanan’ny ririnina izao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jolay 2016
Actualités.Fasan’ny Karana 1 tapitrisa Ar ny mandoro razana iray

Efa manomboka mahaliana ireo tera-tany Frantsay monina eto amintsika ihany koa amin’izao ny mandoro razana rehefa misy maty raha ireo tera-tany karana hatrany no tena mpanao izany teo aloha. 1 tapitrisa Ar ny manao izany etsy amin’Ingahy Bonaventure etsy amin’ny Fasan’ny Karana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Jolay 2016
Actualités.Fahafahan’ny asa fanaovan-gazety Laharana faha-56 maneran-tany ny Malagasy

Araka ny navoakan’ny RSF na ny Repoters sans frontiers farany dia laharana faha-56 maneran-tany no misy an’i Madagasikara eo amin’ny sehatry ny fahafahan’ny asa fanaovan-gazety amin’ny firenena 180 voalahatra tamin’ity taona 2016 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT