Actualités

Randrianasolo Joseph Tokony hijery ny vahoaka ny mpitondra ankehitriny


  • Talata 12 Jolay 2016

Manoloana ny toe-java-misy ankehitriny dia heveriko fa tokony hijery akaiky ny sosialim-bahoaka matomatotra kokoa ny fitondrana ankehitriny, hoy Atoa Randrianasolo Joseph mpanao politika.

 Hiombonako hevitra ny asa fa tsy kabary dradradradrain’ny antoko PSD, hoy izy, na dia efa olona nasaina tsotra misolotena ny antoko Arema miaraka amin-dRtoa Annick Ratsiraka aza ny tenako manotrona izao famaranana ny kongresin-dry zareo izao. Heveriko fa ny fifampiresahana hahatonga ny fifanampiana eo amin’ny samy Malagasy hampandrosoana ity firenena ity no lalana mahomby handrosoan’ity firenena iombonana ity, hoy ity mpitarika ny JSP na tanora PSD farany tamin’ny fotoanandrony ity, fa efa vonona ary efa nanambara izany ombieny ombieny, ny filoha mpitarika anay, ny Amiraly Didier Ratsiraka.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT