• Alatsinainy 18 Jolay 2016
Actualités.Mazda tapaka “frein” Nanimba fiara 3 vao tafajanona

Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray tetsy Ankadindramamy, eo amin’ny toerana antsoina hoe Vatosoa, ny sabotsy 16 jolay 2016 tokony ho tamin’ny 2 ora sy sasany tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2016
Actualités.Hazandrano ao Morondava Ahiana ho lany tamingana

Efa tany amin’ny volana jolay 2015 no nisy ny didy nivoaka mikasika ny tsy fahazoan-dalana manjono drakaka intsony noho ny fanahiana fa ho lany tamingana izy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2016
Actualités.Hazandrano ao Morondava Ahiana ho lany tamingana

Efa tany amin’ny volana jolay 2015 no nisy ny didy nivoaka mikasika ny tsy fahazoan-dalana manjono drakaka intsony noho ny fanahiana fa ho lany tamingana izy io.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Jolay 2016
Actualités.Fahefana misy eto Madagasikara Nanaovana fikarohana manokana

Omaly tolakandro dia nampahafantarina teny amin’ny fakiolten’ny teny aman-tsoratra sy ny siansa maha olona teny Ankatso ny voka-pikarohana mikasika ny fihodin’ny fahefana misy eto Madagasikara izay novolavolaina manampahaizana malagasy sy vahiny vitsivitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Jolay 2016
Actualités.Asa fampihorohoroana tany Nice Malagasy 1 namoy ny ainy

Teratany Malagasy iray no namoy ny ainy nandritra ny asa fampihorohoroana nitranga tany Nice ny alin’ny alakamisy14 jolay teo. Renim-pianakaviana iray 31 antsoina hoe Razafitrimo Mino no nindaosin'ny fahafatesana rehefa tsy nahatohitra ny ratra mafy nahazo azy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Jolay 2016
Actualités.Banky afrikanina momba ny fampandrosoana Vonona hatrany hanampy an’i Madagasikara

Noraisin’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Solonandrasana Olivier tao amin’ny birao fiasany eny Mahazoarivo omaly ireo delegasiona mafonjan’ny Banky iraisam-pirenena momba ny fampandrosoana notarihin’Andriamatoa Abdelkrim Bendjebbour.

Hamaky ny tohiny
FTT