- Alarobia 03 Aogositra 2016
Actualités.Vokatry ny tsy fananan’asa Hiharan’ny herisetra ny 35 %-n’ny vehivavy Malagasy
Olana goavana eto amintsika ankehitriny ny tsy fananan’asa noho ny tsy fisian’ny ezaka ataon’ny fanjakana.
Hamaky ny tohinyOlana goavana eto amintsika ankehitriny ny tsy fananan’asa noho ny tsy fisian’ny ezaka ataon’ny fanjakana.
Hamaky ny tohinyTsy mitsaha-miroborobo ankehitriny ireo karazana sekoly eto amintsika manofana ho mpandray mpizahatany vahiny sy mpikarakara sakafo.
Hamaky ny tohinySaika efa nivaly ny faramparan’ny herinandro iny avokoa ny voka-panadinana BEPC eran`i Madagasikara
Hamaky ny tohinyRaha saika natao fiaraha-mitantana eo amin'ny Solombavambahoaka roalahy voafidy tao Farafangana dia Ndremanjary Odilon sy Nivo Rufin,
Hamaky ny tohinyNofy ratsy ny delestazy ao Ambositra. Mirehitra tsy tapaka ny jiro. Miaina kely indray aloha ny mpanjifa, afa-tebiteby amin’ny mpanao halabotry sy ny asan-jiolahy.
Hamaky ny tohinyAnkizilahy maherin'ny 200 no vita hasoavana maimaimpoana omaly alatsinainy 1 aogositra tao Farafangana nandritra ny famorana faobe, nokarakarain'ny Solombavambahoaka Ndremanjary Paraina Odilon.
Hamaky ny tohiny