• Sabotsy 06 Aogositra 2016
Actualités.“Coco plastika” – Andohatapenaka Noraisim-potsiny i Zambà mpanendaka

Nosavoritahan’ny olona i Zambà raha avy nanendaka vehivavy iray teny Andohatapenaka teo amin’ny “Coco plastika” taloha ny marainan’ny alakamisy teo. Niditra an-tsehatra ny polisy mandrindra ny fifamoivoizana teo akaiky teo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2016
Actualités.Ady amin’ny asa fampihorohoroana Mila mailo ny rehetra, hoy ny praiminisitra

Miara-miombom-peo amin’ny firenena rehetra manameloka ny asa fampihorohoroana maneran-tany ny fanjakana Malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2016
Actualités.Fanitarana ny renivohitra Velaran-tany 450 ha manamorona ny By Pass no azo hajariana

Taorian’ny fanadihadiana isan-tsokajiny, velaran-tany mirefy 450 ha manamorona ny By pass no efa azo hajariana amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2016
Actualités.Fanofanana sy fanomezana asa ny tanora Ilana politika manokana

Notapahana omaly avokoa nandritr’ilay atrikasa faharoa mikasika ny fanofanana sy fanomezana asa na ny EGEF+ 2 izay natao tetsy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2016
Actualités.Fahantran’ny Malagasy Ireo mpanao politika no fositra

Raha nanontaniana ny heviny mahakasika izao fahantrana lalina mahazo ny vahoaka Malagasy izao Atoa Rafanomezantsoa Jean Nirina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aogositra 2016
Actualités.Fitaterana ana habakabaka Tsy maintsy mitohy ny ezaka, hoy ny minisitra

Firenena 2 amin’ny 234 dia i Madagasikara sy Maoritania ihany no afaka tao anatin’ny lisitra maintin’ny vondrona eoropeanina na ny « Annexe B » eo amin’ny sehatry ny fifamoivoizana ana habakabaka.

Hamaky ny tohiny
FTT