- Sabotsy 06 Aogositra 2016
Actualités.Ambovombe Androy Nidina an-dalambe ny Vahoaka
Feno ny kapoaka ! Tranga tsy fahita any Ambovombe Androy no niseho omaly. Nidina an-dalambe ny vahoaka, nentin-katezerana amin’ny tsy fisian-jiro. «Mila jiro zahay ô « «vakisiny simba tsy ekenay», hoy ny horakorak'ireo ankizy. Ny «Révision = ZERO», hoy ireo mpanala fanadinana.
Hamaky ny tohiny