• Alakamisy 15 Septambra 2016
Actualités.Fandrosoana sy fivoarana Azo alain-tahaka tsara ny Nosy Maorisy

Nahavita soa aman-tsara ny fivoahana notanterahina tatsy amin’ny Nosy rahavavy Maorisy ireo 24 mianadahy mianaka manaraka fiofanana manokana eo anivon’ny YLTP

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2016
Actualités.Rotaka tany Maroantsetra Olona 3 naratra voatifitra

Nisahotaka ny tao Maroantsetra omaly. Adin’ny samy mpibizina no niteraka sakoroka. Raha ny fanazavana avy any an-toerana dia mifampitory eo anivon’ny fampanoavan’ny fitsarana amin’ny resaka vola ingahy Besoa Eric sy Rodrigue izay samy mpandraharaha lavanila. Ity farany moa ben’ny tanàna teo aloha ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2016
Actualités.Trosa ivelany Mahatratra 40%-n’ny vokatra anatin’i Madagasikara

Hiampy 370 tapitrisa euros miaraka amin’ny zana-bola 0,01% ny trosa vaovao hobaben’ny taranaka Malagasy ao anatin’ny 40 taona manaraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2016
Actualités.Aretina Sida Hofoanana mialoha ny taona 2030

Nahatratra 37 tapitrisa ny isan’ireo olombelona nitondra ny tsimokaretina VIH Sida eran’izao tontolo izao tamin’ny taon-dasa, hoy ny solontenan’ny firenena mikambana misahana amin’ny ady amin’ny Sida, Salvator Niyonlima.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2016
Actualités.Kaominina Ambavahaditokana Manana olana amin’ny resaka jiro

Mbola olana goavana sedrain’ny kaominina Ambavahaditokana ankehitriny ny tsy fahampian’ny jiro manazava ny tanàna. Vao ny 20 %-n’ny tanàna manana velaran-tany 6,6 km2 mantsy no misy jiro, raha 9 km monja miala etsy amin’ny garan’i Soarano no misy azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Septambra 2016
Actualités.Mpitsabo nentim-paharazana Voasakana ny fizarana medaly

Tsy sitrana akory ny ferin’ny fikambanam-pirenena mpitsabo nentim-paharazana eto Madagasikara ( FMNPM) mikasika ny tsy namelana azy ireo hankalaza ny andro Afrikana nentim-paharazana saika natao tao

Hamaky ny tohiny
FTT