- Zoma 23 Septambra 2016
Actualités.Olana fototra
Tsy misy fambara na dia iray aza mamelona ny fanantenana ny amin’ny hisiana ho avy tsara sy mendrika kokoa ho an’ny Malagasy, raha dinihana akaiky ny zava-misy amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyTsy misy fambara na dia iray aza mamelona ny fanantenana ny amin’ny hisiana ho avy tsara sy mendrika kokoa ho an’ny Malagasy, raha dinihana akaiky ny zava-misy amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyTokony hoterena ny fanjakana Efa ho lava ity resaka fampiakarana saran-dalana ity, hoy ny ankamaroan’ny olona eto Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyMarim-pototra ny vaovao azo mikasika ny zava-nitranga tany Nosy-Be hell ville tamin’ny alarobia teo ka hatramin’ny omaly maraina izay nahamaizana tanety tao amin’ny nosy Komba, raha ny fanazavan’ny loholona teo aloha, Joseph Yoland.
Hamaky ny tohinyManomboka miala tsikelikely amin’ny fitantanana ny orinasa Air Madagascar ny fanjakana amin’izao ka hitadiavana mpividy ny 49% amin’ny petra-bolan'ity orinasa ity araka ny fanapahan-kevitra noraisin'ireo mpitantana.
Hamaky ny tohinyTsy mitsahatra ny fikarohana ataon’ireo manampahaizana eto amintsika entina hanatsarana sy handraisana an-tanana ny fahasalamam-bahoaka.
Hamaky ny tohinyHendratrendratra ny olona teny ny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato omaly maraina. Samy nikoropaka na ny mpiasa na ny mpandeha hiondrana amin’ny fiaramanidina na ny mpitsena olona vao tonga.
Hamaky ny tohiny