• Sabotsy 24 Septambra 2016
Actualités.Opération Smile Ankizay 154 voakarakara tao Antsirabe

Notanterahina ny 16 ka hatramin’ny 23 septambra lasa teo tany Antsirabe ilay hetsika opération smile nentina nandidiana ireo olona vaky lanilany na sima. Ireo ankizy madinika no tena nahazo tombontsoa tamin’ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Septambra 2016
Actualités.Fividianana solika Afa-pahasahiranana ny eny amin’ny fasan’ny karana

Manodidina ny 200 isan’andro raha kely indrindra ireo fiara taksibrosy mivezivezy etsy amin’ny Fasan’ny karana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Septambra 2016
Actualités.Fitsaboana maoderna Sinoa sy ny fitsaboana tsotra Azo ampiarahana tsara

Tsy mitsahatra ny fikarohana ataon’ireo manampahaizana eto amintsika entina hanatsarana sy handraisana an-tanana ny fahasalamam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Septambra 2016
Actualités.Trano fonenan’ny mpianatra Olona miisa 1 812 horoahina

Hafotaka ny fanadiovana eny amin’ny tranon’ny mpianatra manoloana ny gaboraraka efa an-taonany maro nisy teny Ankatso sy Ambohipo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Septambra 2016
Actualités.Lalaina Berthnès Mila tonga saina isika

Hafahafa ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana, hoy ny filohan’ny antoko “Leader Fanilo”,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Septambra 2016
Actualités.Mahajanga-Mahajamba Kamiaon’ny Tafika mitatitra olona an-tsokosoko

Tsy fanarahan-dalàna miampy tsy fananana ireo antontan-taratasy fahazon-dalana mitrandraka io zotra “suburbaine” io ity fiaran'ny

Hamaky ny tohiny
FTT