• Alakamisy 13 Oktobra 2016
Actualités.Trafika sokatra Polisy efatra hadihadian’ny Bianco

Mivoatra mangina ny vaovao manodidina ireo sokatra saika haondrana avy ivelany, saingy sarona teny amin’ny seranam-piaramanidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2016
Actualités.Trafika sokatra Polisy efatra hadihadian’ny Bianco

Mivoatra mangina ny vaovao manodidina ireo sokatra saika haondrana avy ivelany, saingy sarona teny amin’ny seranam-piaramanidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2016
Actualités.Ikotoniaina Homamiadan’ny rà no nahafaty azy

Misaona indray ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety eto amintsika.Nodimandry omaly maraina tokony ho tamin’ny 05 ora tetsy amin’ny hôpitalyCHU-JRA Ampefiloha, toerana izay nitsaboana azy nandritra ny 18 volana mantsy Ikotoniaina na Rakotoniaina Philbert.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2016
Actualités.Kaominina Bemasoandro Vita ny toho-drano hahafahana manondraka ny tanimbary

Tratra ara-potoana soa aman-tsara ihany ny asa fanamboarana ilay toho-drano vaovao etsy ambanin’ny tetezan’Ampasika hahafahana manondraka ny tanimbary ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Bemasoandro, distrikan’Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2016
Actualités.Kaominina Andoharanofotsy Nahazo kianja filalaovam-baolina vaovao

Efa am-polo taonany no tsy nanana kianja filalam-baolina kitra ho an’olona 11 intsony ny kaominina Andoharanofotsy taorian’ny nakan’ny fianakaviana Ramaroson ny taniny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2016
Actualités.Tolon’i Soamahamanina Niditra an-tsehatra ireo mpitondra fivavahana

Tantara mitohy ny raharaha Soamahamanina. Tsy raharaha manokan’ny fikambanana Vona, na ny Fokonolona ao an-toerana intsony ity, fa niitatra

Hamaky ny tohiny
FTT