• Talata 22 Novambra 2016
Actualités.Malagasy eto Madagasikara 0,57% no tsy miteny afa tsy ny teny Frantsay

Tafiditra tanteraka anatin’ny fihaonana an-tampon’ireo firenena miteny amin’ny ampahany na manontolo ny teny Frantsay na ny « Frankofonia » isika amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Novambra 2016
Actualités.Frankôfônia 2016 Navotan-dRavalo i Hery

Raikitra ny Frankônia 2016. Fivorian’ny filankevitra maharitra no hisantatra ny fihaonambe anio.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Novambra 2016
Actualités.FIKAMBANAN’NY MPIKABARY MALAGASY Tonga hatrany Maorisy

Mba ho fampiroboroboana ny teny Malagasy hatreny ifotony, indrindra ho fampitana ny kolontsaina amin’ny taranaka faramandimby dia niitatra manerana ny faritra maro indray ny sampan’ny FIMPIMA ( Fikambanan’ny mpikabary Malagasy) raha araka ny fanazavan’ny filohany Hanitra Andriamboavonjy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Novambra 2016
Actualités.KAOMININA ANDOHARANOFOTSY Mitsinjo hatrany ireo mpandeha an-tongotra

Mila tsy hisy lalana ho an’ny mpandeha an-tongotra intsony amin’izao fotoana izao ny eny amin’ny lalam-pirenena fahafito.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Novambra 2016
Actualités.ONG TSARAMANASOA

Hamerina an-tsekoly ireo ankizy niala an-daharana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2016
Actualités.« Grandes surfaces » eto Antananarivo Atahorana hisy hametraka baomba…

Hentitra kokoa ny fisavana any anatin’ireo tranombarotra lehibe na ny antsoina hoe « Grande surface » eto Antananarivo amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT