• Alakamisy 15 Desambra 2016
Actualités.Fandehanan’ny mpitondra tany Paris Famatoran-tena, hoy ny DFP

Nanaporofo ny namalian’ny fitondram-panjakana Malagasy ny antson’ireo mpamatsy vola hanatrika ny fivorian’ireo mpamatsy vola izay natao tany Paris farany teo fa mbola vonona hiara-kiasa amin’ireo mpamatsy vola mahazatra ny mpitondrantsika, hoy ny DFP na ny vondrona politika dinika fanavotam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Desambra 2016
Actualités.Faritra atsimon’ny nosy Nahazo lakandrano mirefy 25 km

Notokanan’ny filoha Rajaonarimampianina omaly tany Bezaha ny lakandrano mirefy 25 km ahafahana mamatsy rano ireo tanimbary any amin’iny faritra atsimon’ny nosy iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Desambra 2016
Actualités.BNI Madagascar Hanampy ny olon-drehetra amin’ny fiatrehana ny fety

Betsaka ireo very hevitra amin’izao ankatoky ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona izao. Ny tsy fisian-dRavola no tena antony, ka nanosika ny Banky BNI Madagascar hanomana tolotra fampindramam-bola ho an’ny rehetra nanomboka ny 6 desambra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2016
Actualités.Raharaha Ihosy Niaro ilay mpitsara voatonontonona anarana ny SMM

Tsy mbola vita hatramin’ny omaly ny famindram-pahefana teo amin’ny biraon’ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara vaovao sy ny teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2016
Actualités.Ady amin’ny dahalo Tsy mahomby ny USAD, hoy ny depiote Nicolas

Efa nahazo fankatoavana tamin’ny fitsarana any an-toerana ka efa mihatra any amin’ny distrikan’i Betroka hatramin’ny alakamisy lasa teo ny Dina Fitambarana hoentina mampanjaka ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2016
Actualités.Ranarisoa Désire Fanambiny ny hampandroso ny Faritra Alaotra Mangoro

Nivoitra nandritra ny fametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny lehiben’ny Faritra Alaotra Mangoro Ranarisoa Désire ny alatsinainy 12 desambra teo fa ho laharam-pahamehana ny famahana ireo olona mianjady amin’ny mponina.

Hamaky ny tohiny
FTT