• Alarobia 21 Desambra 2016
Actualités.« Vary plastika » eny an-tsena Tsy misy izany, hoy ny minisiteran’ny varotra

Mampiteraka ahiahy amin’ny mpanjifa ny fiparitahan’ny vary hafahafa izay antsoin’ny olona hoe « vary plastika » eny an-tsena amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2016
Actualités.Foloalindahy Voailikilika ireo zokiolona mpisotro ronono

Nisy ny fanitsiana tabilao mari-karama na «alignement du grille indiciaire» ho an’ny fianakaviamben’ny foloalindahy ny taona 2005.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2016
Actualités.Fanafoanana ny halatra omby Vita amin’ity taona ity, hoy ny profesora Tsiavaliky Célestin

Manana antoko politika 371, antokom-pinoana 230 any ho any, fiarahamonim-pirenena tsy tambo isaina, mpitandro filaminana marobe sy tantsaha mpamboly sy mpiompy ary mpanabe tsy voaisa isika,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2016
Actualités.Fitrandrahana ny harem-pirenena Fanina hatramin’ny manampahaizana

Resabe teo aloha teo ny mikasika ilay hoe 1% amin’ny tombony amin’ny fitrandrahana harena ankibon’ny tany ataon’ireo vahiny ihany no anjaran’ny fanjakana malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2016
Actualités.Fiaraha-miasa amin’ny orinasa vahiny vaventy Vahaolana amin’ny fahatapahan-jiro, hoy i Faly Ramakavelo

Mila antsoina ireo orinasa vahiny vaventy avy any ivelany mba hamokatra herinaratra eto ao anatin’ny fotoana voafetra, izany hoe 15 taona farafahakeliny, hoy ny mpahay toekarena Faly Ramakavelo, raha hitady vahaolana amin’io resaka fahatapahan-jiro lavareny io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2016
Actualités.Hifarana ny taona 2016 Maro ireo kaominina tsy nahazo “subvention”

Manindraindra ny fanatanterahana ny fanapariaham-pahefana ny fitondrana nefa tsy mitana ny teniny.

Hamaky ny tohiny
FTT