• Alakamisy 22 Desambra 2016
Actualités.Televiziona Malagasy Naverina avokoa ireo mpitantana teo aloha

Nifanesy ny fanendrena tompon”andraikitra eo anivon’ny haino aman-jerim-panjakana tato anatin’ny iray volana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2016
Actualités.Mpitandro ny filaminana Malagasy Afa-baraka tanteraka

Hifandovana toy ny fahefana ihany ny leson-dratsin’ny mpitondra firenena eto amintsika. Tompondaka tamin’ny fisamborana sy fampiasana ny herim-pamoretana ary ny fanagadrana ny fitondrana tetezamita ary mandova izany ny fitondrana Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2016
Actualités.Ady amin’ny aretina Sida Manentana sy manampy ny tanora ny Airtel

Manampy sy manentana ny olon-drehetra amin’ny ady amin’ny aretina SIDA ny Airtel, indrindra fa ny tanora

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2016
Actualités.Lycée Moderne Ampefiloha Nahazo tranomboky raitra

Afaka amin’ny fahanteran’ny tranomboky sy ireo karazam-pitaovana ilaina ao anatiny ireo mpianatry ny Lycée Moderne Ampefiloha miisa 2.000. Nahazo tranomboky vaovao manara-penitra izy ireo, fotodrafitrasa vao notokanana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2016
Actualités.Fanokafana ny “Festival Sambaraha” Tsy nipoitra ny PM Mahafaly Olivier

Miteraka resabe ao an-drenivohitry ny Faritra Anôsy hatramin'izao ny tsy nanatrehan'ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier ny fotoam-panokafana ny “Festival Sambaraha” ny sabotsy 17 desambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2016
Actualités.Fanodinana ny fakon’Andralanitra Eo am-piketrehana azy ny kaominina

Nidina nijery ifotony ny olana sedrain’ireo fianakaviana miisa 300 mivelona ao amin’ny toby fanariana fako eny Andralanitra ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana omaly notronin’ny tale jeneralin’ny SAMVA sy ny solontenan’ny Mompera Pedro.

Hamaky ny tohiny
FTT