• Sabotsy 24 Desambra 2016
Actualités.Boriborintany Faha-III

Laharam-pahamehana ny fahadiovana sy ny fandaminana ny tsena Nizara fanomezana ho an’ireo mpiasa sy ny solontenan’ny mponina avy ao amin’ny boriborintany faha-III eto Antananarivo Renivohitra

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Desambra 2016
Actualités.Ankadimbahoaka-Anosizato Feno trano miorina ny fefiloha

Maniry toy ny anana ny trano miorina eo ambony fefilohan’Ikopa hatreo Ankadimbahoaka mipaka any Anosizato Atsinanana. Taorian’ny tetezamita no ho mankaty no tsapa fa nahamaro ny asa fanorenana tamin’iny faritra iny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Desambra 2016
Actualités.Tandroka aron’ny vozona Voailikilika ireo zokiolona mpisotro ronono

Nisy ny fanitsiana tabilao mari-karama na «alignement du grille indiciaire» ho an’ny fianakaviamben’ny tandroka aron’ny vozona ny taona 2005.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Desambra 2016
Actualités.Volan’ny kaominina Mbola mandoa ireo vary mangatsiaka ny fanjakana

Mijanona amin’ny famadihana ireo taratasim-bola ho lasa kaontim-bola misoratra amin’ny anaran’ireo kaominina ny andraikitry ny minisiteran’ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Desambra 2016
Actualités.ZAITRA Niampy 130 indray ireo matihanina

Tsy mitsaha-mivoatra ny tontolon’ny zaitra eto amintsika mba hahafahana manome lanja ny vita Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Desambra 2016
Actualités.Hopitaly CHU-JRA Nahazo fotodrafitrasa vaovao indray

Nohavaozina tanteraka ny sampandraharaha fandidiana momba ny kibo ho an’ny ankizy madinika etsy amin’ny hôpitaly CHU-JRA Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
FTT