• Alatsinainy 06 Febroary 2017
Actualités.Loza tany Anjozorobe Hanao fisaonana ny mponina

Nikipian’ny fitondrana Rajaonarimampianina tanteraka ny resaka fisaonam-pirenena manoloana ny faty olona marobe vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho tany Anjozorobe ny sabotsy 28 janoary 2017 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2017
Actualités.Ampitatafika Atsimondrano Hampiasa Cyclo-pousse sy Bajaj

Hampidirina hanampy ny fitaterana ireo mponina eny anivon’ny fokontany ao anatin’ny kaominina Ampitatafika,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2017
Actualités.Sekoly tsy ara-dalàna Voatery hamerim-bola

158 amin’izao fotoana izao ireo sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana tsy manana fahazoan-dalana hisokatra, raha ny fitsirihana nataon’ny avy eo anivon’ny ONEP na ny Ofisim-pirenena misahana ny sekoly tsy miankina eto Madagasikara farany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2017
Actualités.Akanin-dry Masera ao Amparafaravola Mamolavola ankizy vavy hiatrika fiainana

Ireo solafaka teo amin’ny fiainana sy ny zanaky ny sahirana ara-pivelomana no raisin-dry Masera ao amin’ilay Akany ka omena fampiofanana toy ny zaitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Febroary 2017
Actualités.Vidim-bary miakatra Aferaben’ny mpitantana ?

Ankoatra ny fanoloana tompon’andraikitra ambony toy ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny tontolo iainana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Febroary 2017
Actualités.Madagasikara Efa lafo ambongadiny

Mahantra fadiranovana ny vahoaka Malagasy kanefa tsy misy hiantsapazana intsony. Ny mpanao politika tsy azo hianteherana intsony satria tsy misaina afa-tsy seza ary efa mersenera ny 85%.

Hamaky ny tohiny
FTT