- Zoma 17 Febroary 2017
Actualités.Madagasikara Tany tsy misy lalàna intsony…
Manomboka any amin’ny filoham-pirenena ka hatramin’ny vahoaka madinika no mandika lalàna eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyManomboka any amin’ny filoham-pirenena ka hatramin’ny vahoaka madinika no mandika lalàna eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNy alarobia 15 febroary 2017 teo, dia noraisin’ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rakotomanana Honoré tao amin’ny Lapa Maitso Anosikely ny delegasiona avy amin’ny « Region Normandie »,
Hamaky ny tohinyLoto, fofona, fotaka no hita mameno ny tanàna eny Andravoahangy tsena manoloana ny CSB II rehefa vanim-potoanan’ny fahavaratra tahaka izao.
Hamaky ny tohinyNahazo koveta sy sio avokoa ireo vehivavy sy renim-pianakaviana mpanasa lamba ao Ambohimanarina, Boriborintany fahenina. Am-polony maro izy ireo no notolorana fitaovana omaly hahafahana manampy azy amin’ny asa fivelomany.
Hamaky ny tohinyNiompana tamin’ny paikady fanavaozana miaraka amin’ny fandaharanasa fampiasambola mazava mitondra mankany amin’ny harinkarena tsy manavaka sy maharitra lovainjafy ny fandresen-dahatra
Hamaky ny tohinyNatomboka omaly ny asa fanajariana sy fanamboarana ny toby fiantsonan’ny fiara miampy zaridaina eny Antanimbarinandriana, tontosain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohiny