- Zoma 03 Martsa 2017
Actualités.KAOMININA AMBOHIBAO ANTEHIROKA Tsy "WC" sy trano fidiovana ny 30 %-n’ny mponina
Tsy manana trano fivoahana (WC) sy trano fidiovana ny 30 %-n’ireo mponina ao anatin’ny kaominina Ambohibao Antehiroka.
Hamaky ny tohinyTsy manana trano fivoahana (WC) sy trano fidiovana ny 30 %-n’ireo mponina ao anatin’ny kaominina Ambohibao Antehiroka.
Hamaky ny tohinyNanao fanambaram-pananana ny zandary miisa 1 530 nanomboka amin’ny grady GP2, ka hatramin’ireo tompon’andraikitra ambony avy amin’ny sampan’ny zandarimaria maromaro eto Antananarivo omaly.
Hamaky ny tohinyRoa taona no nisian’ilay fitrandrahana gazoala tsy manara-dalàna ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Ampangabe distrikan’Ambohidratrimo.
Hamaky ny tohinyTsy azo avela fotsiny amin’izao ny raharaha fa ilaina ny fametrahana fitoriana momba ireo trano efa ho 400 mahery may tany Befandriana Avaratra, hoy ny Maitre Willy Razafinjatovo na Olala omaly raha tafaresaka tamin’ny mpanao gazety izy.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fandravana trano teny Soavimasoandro sy Ivato mba hahafahana manitatra ny lalana eto an-drenivohitra sy ny manodidina dia voakasika ihany koa ny kaominina Ambohijanaka Atsimondrano amin’izao fotoana izao
Hamaky ny tohinyTsy misy izay tsy mikolay amin’ny fiakaran’ny vidim-piainana ankehitriny ny isam-baravarana.
Hamaky ny tohiny