• Zoma 03 Martsa 2017
Actualités.Ambalavelona tany Ambatofinandrahana Demokrasia no antony, hoy i Cohen Rivolala

3 taona lasa izay no nogadraina sy notapaham-bolo noho ny resaka ambalavelona ny mpitarika ny antokom-pivavahana lehibe iray, Cohen Rivolala.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Martsa 2017
Actualités.ANALAKELY Niampy iray indray ny tranombarotra vaovao

Niampy iray indray ny tranombarotra vaovao etsy Analakely. Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly ny “Building Commerce” izay fantatry ny maro tamin’ny anarana “Tia Shop” teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Martsa 2017
Actualités.KAOMININA AMBOHIBAO ANTEHIROKA Tsy "WC" sy trano fidiovana ny 30 %-n’ny mponina

Tsy manana trano fivoahana (WC) sy trano fidiovana ny 30 %-n’ireo mponina ao anatin’ny kaominina Ambohibao Antehiroka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Martsa 2017
Actualités.Zandarimariam-pirenena 1 530 nanao fanambaram-panana

Nanao fanambaram-pananana ny zandary miisa 1 530 nanomboka amin’ny grady GP2, ka hatramin’ireo tompon’andraikitra ambony avy amin’ny sampan’ny zandarimaria maromaro eto Antananarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Martsa 2017
Actualités.Fiadidiana ny Repoblika Mamokatra gazoala tsy ara-dalàna ao Ampangabe ?

Roa taona no nisian’ilay fitrandrahana gazoala tsy manara-dalàna ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Ampangabe distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Martsa 2017
Actualités.Fandorana tanàna tany Befandriana Tokony hisy hametraka fitoriana, hoy Me Olala

Tsy azo avela fotsiny amin’izao ny raharaha fa ilaina ny fametrahana fitoriana momba ireo trano efa ho 400 mahery may tany Befandriana Avaratra, hoy ny Maitre Willy Razafinjatovo na Olala omaly raha tafaresaka tamin’ny mpanao gazety izy.

Hamaky ny tohiny
FTT