• Alatsinainy 27 Martsa 2017
Actualités.Horohorontany matetika ao Antsirabe Misy ambadika hafa mihitsy

Nivoaka ny nafenina momba ilay horohorontany nisesy tany Antsirabe ka tsy nampiloa-bava ny tompon’andraiki-panjakana foibe sy ny manampahaizana manokana momba izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Martsa 2017
Actualités.Kortezy mpanao hitsin-dalana Samy manao izay tiany ve eto e ?

Ao anaty fitohanana lavareny no nisian’ny teratany vahiny tao anatina fiara marika V8, izay nisy ireny lohana kortezy na mpitandro ny filaminana mitondra “moto” lehibe ireny mitari-dalana avy eo aloha teny Ankorondrano omaly antoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Martsa 2017
Actualités.Famonjena ireo traboinan’i Enawo Mila 20 tapitrisa dolara i Madagasikara

Avy amin’ny tatitra nataon’ny BNGRC na ny Birao nasionaly misahana ny loza voajanahary eto amintsika izay nanambara fa nahatratra 81 ny isan’ireo maty tamin’iny fandalovan’ny rivodoza Enawo farany teo iny ary nahatratra 253 ireo naratra, 4 839 985 ireo traboina ary 274 318 ireo voatery hafindra fonenana …

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Martsa 2017
Actualités.Fipoahana teny Betongolo Niala tsiny ny tafika

Nitondra fanazavana mikasika ilay fipoahana teny amin’ny Toby R3A eny Betongolo, izay niantefa tamina trano iray teny Tsiadana ny tafika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Martsa 2017
Actualités.CUA sy fokontany Voafaritry ny lalàna velona ny fiaraha-miasan’izy ireo

Miteraka fanehoan-kevitra samihafa ny fikasan’ny fanjakana foibe hanaisotra ny sary famantarana sy ny teny filamatry ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Martsa 2017
Actualités.Fikambanana Za’gasy Hanangona fanitso ho an’ny traboina

Avo ny antso nataon’ny avy eo anivon’ny fikambanana Za’gasy ho an’ireo olom-boafidy eto Antananarivo ny amin’ny tokony hitsidihan’izy ireo izay traboina amin’ny boriborintany hiadidiany avy.

Hamaky ny tohiny
FTT