• Talata 23 Mey 2017
Actualités.Mpandraharaha ny fonja “Mila alefa any am-ponja i Claudine”

Misy fetrany ny fitazonana olona any amin’ny hopitaly fa tsy tazonina mandrakizay any izy, hoy ny filohan’ny Sendikan’ny mpandraharaha ny fonja (SPAPM) Realy César Diderot, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Mey 2017
Actualités.Vahiny mpisetrasetra vahoaka ao Toamasina Voasambotra ihany ny farany

Nosamborin’ny mpitandro ny filaminana omaly alatsinainy tolakandro ilay teratany frantsay mpisetrasetra sy mpampihorohoro ao an-tanànan’i Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Mey 2017
Actualités.Trano may teny Imerinafovoany Tsy mazavazava

Ny sabotsy teo tokony ho tamin’ny 10 ora atoandro, dia nidonaka mainty be ny trano iray an’olon-tsotra tery Imerinafovoany, kaominina Talatamaty.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Mey 2017
Actualités.Fikojakojana endrika amam-bika Feno 10 taona ny Charm’elle beauté Ampasampito

Hankalaza ny fahafolo taonany ny Charm’elle beauté eny Ampasampito, tantanan-dRamatoa Vola Rafidimaharisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Mey 2017
Actualités.Tsenan’i Mahitsy Misy mitady hanangana “pavillon” tsy ara-dalàna

Misy mitady hanangana “ pavillon” tsy ara-dalàna ao amin’ny tsenan’i Mahitsy, kaominina ambanivohitra Mahitsy amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Mey 2017
Actualités.Ambano-Antsirabe II Nahavoly zanakazo 15 000 ny miaramila

Mitohy ny asan'ny servisy sivika ao amin'ny kaominina Ambano, distrikan'Antsirabe faharoa tarihin'ny jeneraly Rakotosalama Zefania Rivo.

Hamaky ny tohiny
FTT