• Alakamisy 15 Jona 2017
Actualités.Vahiny nampihorohoro tany Toamasina Efa manara-maso koa ny SMM sy BIANCO

Manara-maso akaiky izay ho tohin’ny raharaha mahakasika an’ilay teratany vahiny mpanao herisetra sy mpaka an-keriny tanin’olona tany Toamasina, ireo olona niharam-boina nivantana noho ny nafitsok’izy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Jona 2017
Actualités.Fikaonan-doha amin’ny mpampiasa vola Any Johannesbourg anio sy rahampitso

Hotanterahina anio 14 jona sy rahampitso any Johannesbourg Afrika Atsimo ny fihaonana sy fikaonan-doha amin’ny mpampiasa vola, karakarain’ny sekretariam-panjakana eo anivon’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny, misahana ny fiaraha-miasa sy ny fampandrosoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Jona 2017
Actualités.Claudine Razaimamonjy Havotsotra tsimoramora ?

Samy maminavina izay ho tohin’ny raharaha Claudine Razaimamonjy ny rehetra taorian’ny filazana ny namindrana azy eny amin’ny fonjan’Antanimora nanomboka ny alatsinainy hariva tokony ho tamin’ny 7 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Jona 2017
Actualités.Ampitatafika Notetezin’ny kamio ny lohan’ilay vehivavy

Vehivavy iray manodidina ny 40 taona, mamo no fantatra fa maty voahitsaky ny kamiao teny Ampitatafika omaly antoandro, lalana miditra ho any an-tanàna, vao miala ny tetezana. Feno fasika ity kamiao ity, raha araka ny vaovao azo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Jona 2017
Actualités.Claudine Razaimamonjy Nalefa eny Antanimora

Ny zoma 7 aprily teo no nivoaka ny didim-pitsarana teny amin’ny fitsarana manokana miady amin’ny kolikoly (CPAC) eny 67 Ha amin’ny hampidirana am-ponja vonjimaika an’i Claudine Razaimamonjy saingy omaly alatsinainy 12 jona hariva vao tanteraka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Jona 2017
Actualités.Fitakian’ireo dokeran-tsambo Mety hiafara amin’ny fikatonan’ny seranan-tsambo

Rehefa tsy afaka nandray ny sekretera jeneralin’ny sendikan’ireo mpiasa an-tsambo (SYGMMA) sy ireo dokera miasa ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ary ny avy eo anivon’ny

Hamaky ny tohiny
FTT