• Zoma 18 Aogositra 2017
Actualités.Ministeran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra Manome « connexion » maimaim-poana ho an’ireo tsy afaka manao vakansy

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vakansy lehibe isika ankehitriny. Na izany aza anefa dia betsaka amin’ireo ankizy sy tanora no tsy mba afaka mivoaka ny renivohitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Aogositra 2017
Actualités.Dosie maloton-dRavatomanga Tsy ho afa-bela Rajoelina

Mipongatra tsikelikely ireo dosie maloton’ilay mpanefoefo Mamy Ravatomanga momba ny nahazoany harena tsy ara-drariny ary re fa tsy ho afa-bela eo anatrehan’ny lalàna izy na eo aza ny harembeny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Aogositra 2017
Actualités.Fanajana etika sy deontolojia Manahirana, hoy ny filoham-pirenena

Nanafatrafatra ireo mpikamban’ny holafitry ny mpisolovava tetsy amin’ny foiben’izy ireo etsy Anosy omaly ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina, mba hanaja ny etika sy deontolojia eo am-panatanterahana ny asan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Aogositra 2017
Actualités.Fiara “Golf Type 4” teny Akadindratombo Nidona avy eo nirehitra

Fiara iray marika "Golf type 4" nidona teo amin'ny "Rond point" teny Ankadindratombo ny talata alina tokony ho tamin'ny 11 ora, ka may kila forehitra tsy nisy noraisina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Aogositra 2017
Actualités.Lalatiana Rakotondrazafy Hopotehana amin’ny alalan’ny fitsarana ?

Tsy mbola tapitra hatreo ny adin’i Lalatiana Rakotondrazafy, tompon’ny gazety Free news sy ny filohan’ny antenimierandoholona Honoré Rakotomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Aogositra 2017
Actualités.Ady tany ao Andranonahoatra Sahirana ny ben’ny tanàna

Tany mirefy 92a72sa21dm2 antsoina hoe « La reunion » TN°11.069-B etsy

Hamaky ny tohiny
FTT